Ratsifandrihamanana, Clarisse; Ravakiniaina Rakotonanahary, Tahirisoa (trad.)
Ny Zanako (Mi hija), publicada originalmente en 1970, es la novela más emblemática de la escritora Clarisse Ratsifandrihamanana (1926-1987). Esta es la primera traducción al castellano de una novela malgache. De hecho, es la primera traducción de una novela malgache a una lengua europea. Comentario en malgache: Ny Zanako (Mi hija), izay tantara an-tsoratra malagasy nivoaka tamin'ny 1970 no nampisongadina indrindra an'i Clarisse Ratsifandrihamanana (1926-1987). Ity no tantara an-tsoratra malagasy voalohany voadika amin'ny teny espaniôla. Azo lazaina, noho izany, fa ity no tantara an-tsoratra malagasy voalohany voadika amin'ny teny erôpeanina.